Premièrement, porter son masque sans se couvrir le nez, se gratter le nez sous le masque, l’enlever sans se laver les mains au savon ou avec un gel hydro alcoolique ou encore ne pas le changer après avoir éternué ou toussé dedans… sont autant de gestes jugés anodins qui ruinent l’efficacité du masque, aussi appelé « cache bouche ».
Le masque peut s’avérer contraignant pour plusieurs d’entre vous, pourtant il est aujourd’hui l’outil le plus indispensable pour vous protéger et protéger votre entourage de la covid 19. Il se porte de façon à recouvrir le nez et la bouche et qu’aucun espace n’existe entre le visage et le masque. Mal ajusté, le cache bouche perd toute son efficacité. Il ne faut plus toucher au masque une fois que vous le portez avant d’avoir nettoyé vos mains ! Si vous le retirez, ne touchez pas au tissu, mais enlevez-le à partir de l’élastique et lavez-le une fois que vous êtes rentré chez vous.
Â
Inona avy ireo fihetsika manimba ny fahombiazan'ny aron-tava ?
Â
Voalohany indrindra, ny fanaovana aron-tava kanefa tsy manarona ny oronao, ny mikitikitika ny orona na ny vava ao anaty aron-tava, ny manala ny arovava kanefa tsy manasa tanana amin'ny rano sy savony na amin’ny gel hydroalcoolique, ny tsy manolo azy ireny rehefa tapitra ny fotoana azo ampiasaina azy ... ireo fihetsika ireo dia manimba ny fahombiazan’ity arontava ity. Ny fanaovana aron-tava dia mety hanelingelina, na izany aza ankehitriny dia fitaovana tena ilaina amin'ny fiarovana ny tenanao sy ny manodidina anao amin’ny Covid19 izy.
Ny aron-tava dia natao handrakotra ny orona sy ny vava ary tokony tsy misy anelanelana aminy sy ny tarehinao. Raha tsy mipetraka tsara araka ny tokony ho izy ny arontava dia tsy ho voaarony ianao. Aza akasika ny aron-tava intsony ny tananao raha sendra tsy nanadio tanana ianao mialohan’ny nametahanao azy. Rehefa manala ny arontava ianao io dia aza kasihina ilay lamba fa esory amin'ny tadiny ary sasao avy hatrany.