Une occlusion intestinale est un blocage dans l'intestin qui empêche la circulation et l'évacuation de matières fécales. Cette occlusion provoque chez l'individu une douleur abdominale permanente. Elle peut être due à la prolifération des microbes dans l'intestin suite à une consommation d'aliment mal lavé.
Â
Manakana ny fivoahan'ny maloto ao amin'ny vatana ny fahatsetseman'ny tsinay ary mahatonga fanaintainana maharitra ao amin'ny kibo. Ny fihanaky ny mikroba noho ny fihinana sakafo tsy voasasa tsara matetika no mahatonga io fahatsetseman'ny tsinay io hoy ny mpitsabo.