Oui, une étude britannique a prouvé durant ce mois de juin qu’un médicament de la famille des stéroïdes, appelé la dexaméthasone, réduirait d'un tiers la mortalité chez les malades les plus gravement atteints par la covid-19.
L’organisation Mondiale de la Santé a même confirmé que ce traitement serait le premier qui aurait fait ses preuves en matière de réduction de la mortalité chez les patients atteints par la covid-19 sous assistance d’oxygène ou de respirateur, c’est-à -dire les patients gravement atteints du coronavirus.
Selon cette étude, un décès sur huit pourrait être évité grâce à ce traitement chez les patients placés sous respirateur artificiel.
L’OMS a précisé qu’une une analyse plus approfondie de ces recherches serait conduite afin de mieux cerner quand ce médicament devrait être utilisé contre la maladie.
En attendant le Royaume-Uni a commencé l’utilisation de la stéroïde dans le traitement des cas graves de la covid19.
Marina ve fa ny steroid dia mampihena ny taham-pahafatesan’ny marary mafin’ny coronavirus ?
Eny, nisy fikarohana nataondry zareo anglisy tamin'ity volana jona ity, izay nampiseho fa ny fanafody antsoina hoe dexamethasone dia mampihena hatramin'ny ampahatelony ny taha-pahafatesan’ireo olona marary mafin'ny covid-19.
Ny OMS dia nanamafy ihany koa fa ity fitsaboana ity no voalohany afaka mampihena ny fahafatesan'ny marary voan'ny covid-19 izay efa manomboka sempotra, izany hoe efa voa mafy.
Araka io fanadihadiana io, fahafatesana iray amin'ny valo no azo sorohina noho ity fitsaboana ity ho ani’reo marary izay efa ampiasaina ilay fitaovana respirateur.
Nanipika ny OMS fa hotohizana ny fikarohana mikasika ity fanafody ity mba hitarafana ny fotoana tokony hampiasana azy manoloana ny ady amin’ny coronavirus.
Mandritra izany fotoana izany dia nanomboka nampiasa ny steroid ny anglisy hitsaboana ireo efa marary mafin'ny Covid19.