Oui ! Si vous avez les cheveux longs ou mi-longs, attachez-les, ou faites-vous un chignon ou une queue de cheval. Si vous avez une frange vous pourriez souvent être amené à remettre vos mèches en place... Oui vos cheveux comme votre visage sont à hauteur des postillons, les fameuses gouttelettes qui transmettent le virus lorsqu'une personne tousse ou éternue à moins d'un mètre de vous !
Si vous êtes en lien avec des personnes susceptibles d'être contaminées par le coronavirus, portez un bonnet par exemple !
Cela explique aussi pourquoi les infirmières doivent porter des bonnets protecteurs ou des charlottes sur la tête !
Mety hahazo ny coronavirus amin'ny alalan'ny volonao ve ianao ?
Eny! Raha lava ny volonao dia tsara kokoa afatotra, atao doko tokana na "chignon" na ihany koa "queue de cheval".
Eny tokoa, ny volo, toy ny tarehy dia mety ho voan'ny piti-drora, izay mety mitondra ny tsimokaretina coronavirus, indrindra rehefa tsy voahaja ny iray metatra nefa mihevina na mikohaka ny olona eo akaikinao.
Raha mifandray amin'ny olona mety tratran'ny coronavirus ianao dia manaova satroka.
Izay no isan'ny antony tsy maintsy anaovan'ireo mpitsabo fehiloha na sarondoha ho fiarovana ny volony.