Le cadavre d'une personne morte d'une maladie respiratoire aiguë comme la covid-19 peut toujours abriter des virus vivants dans ses poumons et dans d'autres organes.
Il est important que les proches du défunt s'assurent que le corps soit préparé par un professionnel formé et très protégé avant l'enterrement ou l'incinération.
Selon l'Organisation Mondiale de la Santé, tant que les précautions nécessaires sont prises, il n'y a aucune raison de craindre que la covid-19 se propage via les corps des personnes décédées. À ce jour, rien ne prouve que des cadavres transmettent la maladie aux vivants, selon l'Organisation panaméricaine de la santé et l'OMS.
Si dans certains pays les funérailles ont été interdites, c'est uniquement à cause des règles de distanciation sociale qui pourraient ne pas être respectées.
Afaka mamindra coronavirus ve ny vatan'ny olona efa maty vokatr'ity aretina ity ?
Ny vatan'ny olona matin'ny aretin'ny taovam-pisefoana, toy ny covid-19 dia mbola afaka mitahiry otrikaretina velona any amin'ny havokavony na amin'ireo taova hafa.
Zava-dehibe ny fandraisana an-tanana ataon'ny olona voatokana ho amin'izany ilay razana mialohan'ny fandevenana na fandorana, fa tsy hataon'ny fianakaviana.
Milaza ny OMS fa raha voahaja ny fepetra ilaina, dia tsy hatahorana fa hiparitaka amin'ny hafa ny otrikaretina ao anaty vatana mangatsika matin'ny Covid-19. Hatramin'izao dia tsy misy porofo ahafahana milaza fa mamindra ny aretina ho an'ny velona ny faty, hoy ny Organisation panaméricaine de la santé sy ny OMS.
Raha voarara ny fandevenana any amin'ny firenena sasany, dia mba hisorohana ny fanajana ilay elanelana iray metatra eo amin'ireo mpandevina no tena antony.