Oui ! Il est fortement recommandé de désinfecter vos lunettes, au moins deux fois par jour.
En effet, si vous portez régulièrement des lunettes de vue ou même des lunettes de soleil, il vous arrive sans doute de les toucher avec vos mains pour les ajuster.
En effet, Les lunettes posées sur votre nez sont au niveau des gouttelettes respiratoires que pourrait expulser une personne qui tousse ou éternue à moins d'un mètre de vous. Vos lunettes sont donc en première ligne !
Isan'ny fitaovana mety hahazoana ny coronavirus ve ny solomaso?
Eny, ilaina ny manadio ny solomasonao farafahakeliny indroa isan'andro.
Rehefa manao solomaso ianao dia manana fahazarana mikitika izany amin'ny tananao mba hametrahana azy tsara amin'ny toerany.
Ny solomasonao, toy ny orona sy ny vava dia mety hipitihan'ny roran'ny olona mikohaka na mihevona, indrindra fa rehefa akaiky loatra anao ilay olona. Isan'ny mora voan'ny coronavirus noho izany ny solomaso.
Â