Oui, une fois que vous entrez chez vous et que vous fermez votre porte, ne touchez plus à rien. Allez directement vous laver les mains à l’eau et au savon pendant 20 à 30 secondes !
Un conseil, pensez à laisser un flacon de gel hydroalcoolique à l’entrée afin de minimiser les risques de contaminer vos objets à la maison ainsi que vos proches.
Rappelez-vous que les mains sont les principaux porteurs de virus. N’oubliez donc pas de désinfecter les poignées de portes de la maison, les portes du réfrigérateur, si vous en avez un, ainsi que les interrupteurs et les robinets. Si vous vivez avec d’autres personnes désinfectez tous ces types d'objets au moins 2 fois par jours.
Tsy tokony hikasika n’inona na inona mihitsy ve rehefa miditra ao an-trano mialohan’ny hanasana tanana ?
Eny, raha vantany vao tonga ao an-trano ianao ka voakatonao ny varavarana, dia aza mikitika na inona na inona. Mandehana avy hatrany manasa tanana amin’ny rano sy savony mandritry ny 20 na 30 segondra.
Torohevitra, asio gel hydroalcoolique eo am-baravarana mba hampihenana ny risika rehetra hifindran’ny coronavirus amin’ny zavatra ao atrano toy ny robinet ohatra.
Tsarovy hatrany fa ny tanana no tena mpitondra sy mpamindra ny tsimokaretina. Koa aza adinoina ny manadio ny tanam-baravarana, ny varavaran’ny vata fampangatsiahana, ny interrupteur sy ny robinet. Raha miara-miaina amin’ny olona ianao, dia diovy indroa farafahakeliny isanandro ireo fitaovana ireo.