Les pylônes émettent une onde électromagnétique qui agit sur les organes du corps humain. Ces effets néfastes sur la santé humaine n’ont pas encore été prouvés scientifiquement. Le Dr Razafindralambo Fortunat et un technicien confirment que vivre près d’un pylône peut effectivement nuire à la santé.  Â
Isan’ny fotodrafitrasa miantoka ny fifandraisan-davitra ireny karazana andry antsoina hoe pylône ireny. Ary maro ny trano miorina manodidina azy. Mbola mizarazara anefa ny hevitra mikasika ny fahamarinan’ny hoe mankarary ny taratra avoakan’ireo fitaovana mipetaka eo aminy saingy manamarina izany ny Dr Razafindralambo.