Oui, le risque est toujours présent. Selon les experts, plus le contact est long et la distance rapprochée, plus vous augmentez le risque d’être contaminé par le coronavirus. Pour être plus précis, plus de 15 minutes, à moins d’un mètre représente un gros risque pour attraper le virus.
Voilà pourquoi l’une des mesures barrière importante est la distanciation sociale, et elle doit être appliquée !
Toujours selon les experts, il serait possible de vivre avec une personne atteinte de la covid -19 à la maison, seulement si les gestes barrières sont bien respectés.
Mety efa nifampikasoka tamina olona mitondra ny coronavirus ve aho kanefa tsy voa ?
Eny, kanefa misy foana ny risika. Raha ny ambaran’ny manam-pahaizana dia raha vao maharitra ny fifampikasohana dia mitombo ny risika mety hahavoan’ny coronavirus anao. Raha tsy voahaja ny iray metatra kanefa mihoatra ny 15 minitra ny fifanakaikezanao amin’ny olona mitondra ny coronavirus dia ambony be ny taha mety hahavoa anao.
Izay no maha zava-dehibe fampiharana hatrany ny elanelana iray metatra.
Azo atao tsara hoy ireo manam-pahaizana ny miaina miaraka amin’ny olona mitondra ny coronavirus ao antrano, ary tsy ho voa ianao raha voahaja ireo fepetra sakana.