La cysticercose est une infection parasitaire causée par la présence du Tenia Solium dans l'organisme humain. Le Tenia Solium entre dans le corps humain suite à la consommation de viande infectée, de légume mal lavé ou d'eau non bouillie. Les symptômes sont différents selon la localisation dudit ver. Lorsque le ver arrive dans le cerveau, cela peut provoquer des pertes de connaissances fréquentes ou des crises d'épilepsie.
Ny atao hoe « Cysticercose » dia fipetrahan'ny Tenia Solium na kakam-piasaka ao anatin'ny vatan'olombelona. Azo amin'ny fihinana hena tsy masaka tsara, legioma ratsy sasa na rano tsy nampangotrahina ny « Cysticercose ». Miova araka ny toerana misy ilay kankana ny soritr'aretina hita eny amin'ny olona voan'ity aretina ity. Mety tsy hahatsiaro tena matetika na hihinjitsinjitra ohatra ny olona iray raha toa ka lasa any amin'ny ati-dohany ilay kankana.