Une fois utilisés, jetez vos mouchoirs, vos masques et vos gants dans un sac plastique dédié et fermez-le. Il est important de le conserver pendant 24h. En effet, les scientifiques estimeraient la durée de vie du virus sur du papier et du carton à 24h.
Au bout de ces 24h, vous pouvez mettre ce sac dédié à ce type de déchets dans la poubelle avec vos ordures ménagères.
Respectez ces consignes afin de limiter la propagation du coronavirus et de préserver la santé des personnes en charge de la collecte des ordures.
Â
Ahona ny fomba hanariana ny mosoara, aro tava ary ny fonontanana efa nampiasaina mba hamerana ny fipariahan'ny valanaretina ?
Atao anaty harona plastika efa voatokana ny mosoara sy ny hatotava ary ny fonontanana rehefa avy ampiasaina. Hidina tsara ilay harona avy eo ary tehirizina mandritra ny 24 ora. Voalazan'ny mpikaroka manko fa mandritra izay 24 ora izay ny faharetan'ny tsimokaretina eo ambony taratasy na baoritra.
Azonao ariana any amin'ny dabapako amin'izay ilay harona plastika voatokana aorin'izay 24 ora izay. Tsy maninona na miaraka amin'ireo fako ao an-trano ary.
Mila harahina tsara ireo voalaza ireo mba hamerana ny fipariahan'ny valanaretina sy hiarovana ny fahasalaman'ireo olona mpaka fako