Imaginez qu’une mouche se pose sur une personne ou une surface contaminée puis se pose sur une personne non contaminée au coronavirus…
Il n’y aurait aucune inquiétude à avoir !
Selon l’institut Pasteur de Lille, il n’y aurait aucune chance qu’une mouche et aucun autre type d’insecte volant puisse nous contaminer.
Pourquoi ? Et bien parce que l’infection par le coronavirus dépend de la charge virale, c’est-à -dire le nombre de virus dans un volume donné. En effet, Il ne suffirait pas d’un seul virus pour être infecté.
Les mouches et toutes sortes d’insectes volants ont une charge virale beaucoup trop faible pour représenter un risque pour l’Homme.
Â
Mety mamindra COVID19 ve ny lalitra ?
Eritrereto ange hoe nisy lalitra nipetaka tamina olona voan'ny coronavirus na zavatra mitondra ny tsimokaretina, dia aveo nipetaka tamina olona tsy voan'ny coronavirus e...
Tsy mampanahy izany !
Araka ny nambaran'ny avy ao amin'ny Institit Pasteur ao Lille, tsy mifindra amin'ny alalan'ny lalitra na bibikely hafa manidina ny coronavirus.
Nahoana ary ? Satria miankina amin'ny habetsahan'ny tsimokaretina ny fifindran'ity aretina ity. Tsy tsimokaretina miisa iray akory no ahavoa anao.
Ambany dia ambany ny isan'ny tsimokaretina hita amin'ny lalitra sy ny bibikely manidina hafa ka tsy ahafahany mamindra amin'ny olombelona.