La tétanalgésie est peut-être un nouveau mot à ajouter dans le vocabulaire de chacun. En de simples mots : il s'agit du fait de procurer du soulagement soit une sorte d'anesthésie aux enfants via la tétée. Découvrez encore plus dans cette chronique.
Â
Teny vaovao no entina aminao anio : « tétanalgésie ». Tsy hilaza betsaka aloha izahay eto fa aleo ny manam-pahaizana no hiteny ny momba izay ato anatin'ity fandaharana ity. Ny azao lazaina fotsiny dia hoe, misy ifandraisany amin'ny fampinonona ny zaza ilay izy.