Le sommeil compte pour un tiers de notre vie. Sa durée varie selon l'âge mais, en général, il est conseillé d'avoir 8 heures de sommeil au minimum. Parfois, il est difficile d'avoir rendez-vous avec le marchand de sable à cause de diverses raisons. Nous vous proposons, donc, quelques conseils pour éviter de souffrir de troubles du sommeil. Puis, le médecin généraliste, le Dr Mamy Razafindralambo va nous parler de l'« agueusie » ou la perte du goût.
Mibahana ny iray ampahatelon' ny fiainantsika ny torimaso. Miova arakaraky ny sokajin-taona sy ny toe-batan'ny tsirairay ny faharetan'izy io. Amin' ny ankapobeny, tokony matory adiny 8 ny olombelona farafahakeliny isan' andro. Misy fotoana anefa sarotra mahita tory isika noho ny antony samihafa. Hanome torohevitra vitsivitsy anao izahay hisorohana an' izany. Ankoatra izay, hiresaka ny momba ny tsy fahenoana tsiron-kanina i dokotera Razafindralambo Mamy, mpitsabo.