Oui, comme toutes les surfaces, les paniers et caddies peuvent être une source de contamination au coronavirus. Comment ? et bien s’ils ont été en contact avec des gouttelettes infectieuses vous pourriez donc être contaminé à votre tour, si jamais vous portez l’une de vos mains à votre visage. Quand vous faites vos courses, portez des gants ou si vous n’êtes pas sûr que la poignée du chariot ou du panier ait été désinfectée au préalable…à l’aide d’une lingette ou d’un spray désinfectant ou encore d’une solution hydroalcoolique, faites-le vous-même.
Mamindra ny tsimokaretina covid-19 ve ireo fitondrana entana eny amin'ny tsena lehibe na grande surface ? Eny, toy ireo zavatra marobe, mamindra tsimokaretina covid-19 ireo fitondrana entana eny amin'ny tranombarotra lehibe na grande surface. Amin'ny fomba ahoana ? Afaka mamindra aminao izy ireo raha nikasika pitidrora mitondra ny tsimokaretina ka nisafo ny tavanao ianao avy eo. Manaova fonontanana rehefa miantsena raha tsy mandry ny sainao hoe efa voadio ny tahon'ireo fitondrana entana...azonao atao anefa ny manadio izany amin'ny alalana lingette na spray desinfectant na rano misy alikaola.