L’infertilité féminine est l’incapacité pour une femme de tomber enceinte. Elle est différente de la stérilité féminine, explique le gynécologue obstétricien, dr Rakotobe Andriamaro. On parle de stérilité lorsque l’incapacité à enfanter est définitif. L’infertilité féminine peut être due à une malformation utérine, l’altération du col de l’utérus ou des trompes, ce qui peut empêcher la rencontre de l’ovocyte avec le spermatozoïde, et enfin aux troubles de la fonction ovarienne. Le traitement de l’infertilité féminine dépend de l’origine du problème constaté après investigation médicale et optimise évidement les chances d’une grossesse par la suite.
Tsy mitovy ny vehivavy momba sy ny vehivavy manana fahasahiranana amin’ny fahazoana zaza, araka ny fanazavan'i dokotera mpitsabo ny vehivavy, Rakotobe Andriamaro. Vehivavy tsy afaka ny hiteraka mandrakizay no atao hoe momba. Maro ireo antony mahatonga ny vehivavy hanana fahasahirana amin’ny fahazoana zaza toy ny tsy fahatomombanan’ny tranon-jaza, na koa ny fahatsetseman’ny fantsona fandehanan’ny tsiron’aina ka mahatonga ny tsiron’ainan’ny lahy sy vavy tsy hihaona,na koa ny tsy famokaran’ny vehivavy atody isam-bolana. Afaka tsaboina tsara anefa izany arakaraka ny arentina mahazo azy ka mahatonga ny vehivavy hiteraka avy eo.