La maladie d'Alzheimer s'attaque à la mémoire et peut même vous faire oublier votre nom. Incurable jusqu'à maintenant, l'Alzheimer est un type de démence parmi tant d'autres. « Maladie d'Alzheimer » et « démence », Holitiana Rajaonarivony psychologue, nous en parle dans Santénaka.
Very fitadidiana, kizitina, tsy mahalala intsony ny atsimo sy ny avaratra, anisan'ny ahafantarana ny olona mararin'ny Alzheimer. Tsy azo tsaboina, ary tsy misy fanafana izy io hatreto. Mahakasika izay indrindra no ho resahan'i Holitiana Rajaonarivony, psychologue ato anatin'ny fandaharana Santénaka.