Non ! En rangeant votre masque dans votre poche ou votre sac après son utilisation, vous prenez le risque de contaminer, premièrement, votre vêtement ou votre sac et deuxièmement, vos mains avec des agents infectieux ayant peut être atterri sur le masque par la projection de gouttelettes.
Ayez le bon réflexe ! Jetez le masque directement à la poubelle s'il est jetable. S'il est réutilisable, placez-le dans un petit sac hermétique avant de le laver, une fois que vous l'aurez porté plus de 4 h. Les personnes positives au coronavirus doivent jeter leur masque chirurgical dans un double sac poubelle et attendre 24h avant de le mettre avec leurs ordures ménagères.
Mety ve ny mampirina arotava avy nampiasaina ao anaty paosy na poketra?
Tsia ! Mety mamindra ny tsimokaretina ny fampirimana ny arotava anaty kitapo rehefa avy ampiasaina izy. Mamindra amin'ilay kitapo sy ny akanjo aloha ilay arotava voalohany indrindra. Avy eo, mamindra amin'ny tanana amin'ny alalan'ny singa mitondra tsimokaretina izay mety nipetaka teo amin'ny arotava tamin'ny alalan'ny piti-drano. Tonga dia ario any anaty dabapako avy hatrany ny arotava, raha ilay azo ariana no nanaovanao. Raha ilay mbola azo ampiasaina kosa, dia ataovy anaty fitoerana azo antoka aloha'ny hanasana azy, rehefa avy nanaovana nandritra ny adiny 4. Mila manary ny arotavany anaty sase fanariampako roa sosona ireo voan'ny coronavirus ary miandry 24 ora alohan'ny anariana azy miaraka amin'ny fako ao an-trano.