Non ! On est tous d’accord pour dire que porter un masque toute la journée n’est pas agréable. Nous avons parfois envie de le baisser au niveau du menton ou du cou pour respirer plus facilement.
La plupart d’entre nous avons tendance à le faire et pourtant, c’est une grosse erreur !
Effectivement, notre cou peu avoir été contaminé par des gouttelettes de postillons provenant d’une personne infectée au coronavirus, notamment, si vous ne respectez pas souvent le 1 mètre minimum de distanciation sociale.
Une fois que vous mettez votre masque, laissez-le sur votre visage, touchez-le uniquement pour le retirer à partir de l’élastique.
Mety ve ny mampidina ny arotava makeo amin'ny soka ?
Tsia ! Samy manaiky angamba isika fa tsy mampahazo aina ny mitondra arotava indray andro maninjitra. Mazà na isika te hampidina izany eo amin'ny saoka na eo amin'ny tenda mba hakana aina kely.Manana an'izay fahazarana izay ny ankamaroany amintsika. Tsy mety anefa izany !Ny tenda mantsy mety nipitihana pitidrora mitondra tsimokaretina, indrindra moa raha tsy nanaja ny 1 metatra ianareo.Noho izany, aza esorisorina ny arotava rehefa eny aminao. Rehefa hanala azy ihany ianao vao tokony mikasika azy ary amin'ny alalan'ilay lasitika no anaovana izany.