Non ! Admettons que le masque ait pu être contaminé par des particules de coronavirus au cours de son utilisation durant votre sortie, il est donc important de ne pas contaminer votre intérieur en le posant n'importe où.
En arrivant chez vous ou au bureau, suspendez le masque réutilisable à l'air libre pour le débarrasser du virus. Si vous avez porté votre masque plus de 3 ou 4 heures et qu'il doit donc être lavé, mettez-le dans un sac en plastique jusqu'au moment du lavage.
Bien-sûr, si votre masque est jetable, veillez à bien fermer le sac poubelle avant de le déposer avec vos ordures ménagères pour ne pas mettre en danger la santé des personnes qui collectent les déchets.
Mety ve ny mametraka ny arotava eo ambony birao na eo ambony latabatra rehefa avy nivoaka ?
Tsia ! Heritrereto ange hoe nisy tsimokaretina nipetaka teo ambonin'ilay arotava tamin'ianao nivoaka iny e. Noho izany, aleo tsy aptrapetraka ilay izy rehefa avy nanaovana tany ivelany mba tsy hiparitahan'ny valanaretina ao anaty trano. Ahatony eny amin'ny rivotra ny arotavanao, raha ilay mbola azo ampiasaina, rehefa tonga ao an-trano na birao ianao mba hialan'ny tsimokaretina. Atovy ao anaty sase kosa ary avy nanaovana nandritra ny adiny 3 na 4 ora raha ho sasana avy eo. Mazava ho azy moa tokony hidina tsara ilay nasiana azy alohan'ny anariana azy any anaty dabam-pako ao atrano, raha ilay arotava fanary no nanaovana. Natao izany rehetra izany mba hiarovana ireo mpaka fako.