Premièrement, nous avons souvent tendance à nous désinfecter les mains avec du gel hydroalcoolique rapidement et à ne pas en mettre suffisamment.
L’Organisation Mondiale de la Santé recommande d’en mettre assez pour recouvrir les deux mains et les poignets avec le gel.
Une fois que vous en avez mis, frottez-vous bien les paumes, le dos des mains ainsi que les doigts et entre les doigts ! Chaque partie doit être bien désinfectée !
Deuxièmement, il faut passer autant de temps à vous désinfecter avec le gel hydroalcoolique que lorsque vous vous lavez les mains au savon, c’est-à -dire au moins 20 à 30 secondes pour bien éliminer les bactéries.
Ahoana ny fomba hampiasana ny gel hydroalcoolique mba hiarovany tsara amin'ny covid19 ?
Voalohany aloha, lasa fahazarana ny manisy gel desinfectant maikamaika amin'ny tanana ka lasa tsy vonto tsara ilay tanana. Voalazan'ny Sampandraharahan'ny firenena mikambana momban'ny fahasalamana nefa fa mila hosorana tsara ny tanana roa hatramin'ny "poignet" rehefa manosotra gel. Mila mifampikosoka tsara ny tanana, ny fela-tanana, ny ivohon'ny tanana, ny ratsan-tanana sy ny elanelany avy eo ! Diovina tsara daholo ny faritra rehetra !
Faharoa, atao mitovy amin'ny fotoana anasana tanana ny fanadiovana tanana amin'ny gel desinfectant. Izany hoe eo amin'ny 20 hatramin'ny 30 segondra eo ho eo mba hiala tsara ny loto rehetra.