Oui, le gel hydroalcoolique n'est pas un produit éternel. Cette solution désinfectante ne se conserve qu'entre un et trois mois après l'ouverture du flacon. La date de péremption est souvent indiquée sur la bouteille. Si jamais ce n'est pas le cas, le changement d'opacité est un signe que votre gel hydroalcoolique a dépassé la bonne date d'utilisation ou bien que vous l'avez trop exposé au soleil.
Si vous utilisez le gel hydroalcoolique alors que la date est dépassée, il risque de ne pas être aussi efficace. Cela ne devrait pas avoir de conséquences graves sur votre peau, mis à part qu'il ne vous protégera plus assez des bactéries et donc du risque de contamination à la covid-19.
Mety lany daty ve ny gel hydroalcoolique ?
Eny, tsy maharitra mandrakizay ny gel hydroalcoolique. Azo tehirizina mandritra ny 1 hatramin'ny 3 volana taorian'ny nanokafana azy izy. Matetika voasoratra eo amin'ny fitoerany hoe hatramin'ny oviana no azo ampiasaina ny gel hydroalcoolique. Raha ohatra ka tsy misy soratra, azonao fantariana amin'ny fiovan-dokon'ilay gel izany hoe tsy azo ampiasaina intsony ilay izy na hoe napetrakao tamin'ny maosandro ela loatra.
Raha ohatra ka nampiasa an'ilay gel hydoralcoolique ianao nefa efa nihoatra ny daty tokony hampiasà na azy, mety tsy handaitra intsony izy amin'izay fotoana izay. Tsy dia misy fiantraikany loatra eo amin'ny hoditra aloha izay fa mety tsy maharo anao amin'ny tsimokarentina intsony. Izany hoe mety tsy ho voaaro amin'ny coronavirus ianao raha mampiasa gel hydroalcoolique efa lany daty.