L’hiver est une période festive dans la culture malgache, parce que c’est à cette saison que se pratique la circoncision. Cependant, une plaie mal-soignée risque de mener vers des complications. Le Dr Gybel nous explique en premier lieu ce qu’est la réaction inflammatoire ; et en second lieu, on aura le Dr Estella qui va nous avertir des complications possibles pendant et après la circoncision.
Amin’izao ririnina izao no fanatanterahana ny « famorà na ». Ny fery nefa raha ratsy karakara dia mety hanonitra. Hitondra fanazavà na mahakasika ny hery fiarovana avy amin’ny vatana rehefa misy ireny fery ireny i Dr Gybel, ary i Dr Estella kosa hiresaka mahakasika ireo fahasarotana mety hitrà nga mandritra sy aorian’ny famorà na ny ankizilahikely.Â