Oui.
La peau des enfants supporte le gel hydroalcoolique autant que celle des adultes, mais attention cela n'est pas le cas pour les nouveau-nés.
Il faut savoir que les experts ne recommandent pas l'utilisation systématique du gel hydroalcoolique pour les plus petits pour deux raisons.
La première est que les jeunes enfants ont plus de mal à bien se frotter les mains.
La deuxième raison, et qui représente un danger pour les enfants, serait qu'ils portent leurs doigts à la bouche ou aux yeux après avoir utilisé le gel hydroalcoolique, il y aurait donc un risque d'irritation.
Attention à ne pas laisser votre enfant absorber ce type de solution liquide. Et donc de laisser les flacons à leur portée et encore moins de choisir un gel hydroalcoolique avec des arômes. Ils pourraient avoir envie d'y goûter.
En cas d'absorption, il faut immédiatement aller à l'hôpital !
Mety mampidi-doza ho an'ny ankizy ve ny gel hydroalcoolique ?
Eny.
Mahazaka tsara ny gel toy ny an'ny olondehibe ny hoditry ny ankizy, fa kosa tsy mahazaka izany raha mbola zaza menavava.
Tsy dia tena manaiky ny fampiasana ny gel matetika ho an'ny ankizy kely ireo manampahaizana noho ny antony roa.
Voalohany, sarotra ho an'ny ankizy ny mikosoka ny tanany.
Faharoa, izay mety ho loza ho an'ny ankizy mihitsy, raha tanana am-bava na mikoso-maso izy nefa avy nanosotra gel. Mety hankarary izany.
Mitandrema mba tsy ho tonga any ambavan'ny ankizy ireny karazana tsiranoka ireny. Noho izany, alaviro ny ankizy ny fitoerany ary fadio ny mividy gel hydroaloolique misy fofona manitra. Mety te hanandrana izany izy raha hitany fa tsara fofona ilay izy.
Raha sanatria nahatelina gel izy, tonga dia ento manatona mpitsabo.