Plus que les autres médicaments, les opioïdes peuvent devenir une source de dépendance. Il est alors conseillé de faire attention et de suivre à la lettre les recommandations du médecin sur l'ordonnance quant à leur consommation. Allons découvrir ce sujet sans plus attendre avec le Dr Johary Ratsimarizay, pharmacien au CHU Tanambao I, Antsiranana.
Mety hiteraka fiankinan-doha mihoatra noho ny fanafody hafa, ireo fanafody antsoina hoe opioïdes. Tokony arahina an-tsakany sy an-davany araka izany ny toro-marika omen'ny mpitsabo amin'ny fihinanana azy ireo fa tsy ataotao foana. Andeha ary isika ahafantatra bebe kokoa ny mikasika io loha-hevitra iray io miaraka amin'ny Dr Johary Ratsimarizay, pharmacien ao amin'ny CHU Tanambao I Antsiranana.