Selon les experts le gel hydroalcoolique peut diminuer de 60% les contaminations interhumaines au coronavirus ou tout autre virus. Le lavage à l'eau et au savon est plus efficace et donc reste à privilégier.
Bien évidemment, il ne suffit pas de simplement mettre un coup de savon, se laver les mains en trois secondes et terminé. NON ! Les experts soulignent que le lavage des mains doit durer un certain temps. Pour certains experts 20 à 30 secondes pour d'autres jusqu'à 40 secondes.
Le gel hydroalcoolique est facile à transporter et surtout à utiliser lorsqu'il n'est pas possible de se laver les mains, comme dans les transports en commun par exemple.
En somme, lorsque le lavage des mains est impossible, on utilise le gel, sinon place au savon !
Prenez soin de vous !
Miaro kokoa noho ny fanasana tanana ve ny fampiasana gel hydroalcoolique?
Mampihena eo amin'ny 60%n'ny famindrana tsimokaretina coronavirus na tsimokaretina hafa eo amin'ny samy olombelona ny fampiasana ny gel hydroaloolique hoy ireo manam-pahaizana. Mandaitra kokoa noho izany ny fanasana tanana amin'ny rano sy savony. Tsy hoe asiana savony kely dia avy eo kobanina rehefa manasa tanana. Tsia ! Manamafy ireo manam-pahaizana fa tokony haharitra elaela ny fanasana tanana. Tokony haharitra 20 hatramin'ny 30 segondra, na mihoatra aza izany
Etsy andaniny, mora ho entina ny gel hydoralcoolique ary ampiasaina rehefa tsy afaka manasa tanana amin'ny rano sy savony, toy rehefa mandeha fiara fitaterana ohatra.
Fehiny, ampiasaina ny gel hydroalcoolique rehefa tsy afaka manasa tanana, fa aleo manasa tanana amin'ny rano sy savony ihany rehefa afaka. Samia mitandrina daholo !