Après une consultation médicale, vous avez déjà sans doute remarqué une écriture illisible sur votre ordonnance. Mais pourquoi donc ? Laissons le docteur anesthésiste Velomora Athanase nous éclairer sur ce sujet. Par ailleurs, les pharmaciens n'ont aucun mal à déchiffrer ce qui est écrit. Mais comment font-ils !? Donnons la parole au docteur Johary Ratsimarizay pour nous en dire plus.
Soratra dokotera, soratra tsy hay vakiana. Fa nahoana loatra no dia ratsy soratra matetika ny mpitsabo rehefa manoratra taratasim-panafody na avy nanao fizaham-pahasalamana. Ny Dr Velomora Athanase, anesthésiste, no andeha hasaintsika mamaly izany. Tsy manano sarotra ny farmasianina anefa ny mamaly izay voalaza ao anatin'ireny taratasim-pafody ireny. Fa ahoana ny hataony ? Ny valin'izay hentin'ny Dr Johary Ratsimarizay, farmasianina.