Il est très important d'appliquer le gel hydroalcoolique sur une peau sèche et non sur une peau humide.  Pourquoi ? et bien cette solution désinfectante contient de l'alcool et l'activité de cette substance contre les bactéries dépend de sa concentration. L'eau diminuerait donc l'efficacité de l'alcool qui élimine les bactéries.
Lorsque vous êtes à l'extérieur veillez à avoir votre propre gel hydroalcoolique. En effet, pour des raisons certainement économiques, certains magasins vous accueillent avec une solution diluer avec de l'eau.
Mbola mandaitra ve ny gel hydoralcoolique raha mifangaro amin'ny rano ?
Zava-dehibe ny manosotra ny gel hydroalcoolique amin'ny tanana maina fa tsy mando. Nahoana ary ? Misy alikaola ny gel desinfectant ary miankina amin'ny fahamandriana no mahatonga azy afaka manala ireo bakteria. Mampiena izay fahafahana izay noho izany ny fanafangaroana azy amin'ny rano.
Rehefa any ivelany ianao, manà na ny gel hydroalcoolique anao manokana. Misy toeram-pivarotana sasany manolotra anao gel efa mifangaro amin'ny rano, noho ny fitsitsiana ara-pandaniana angamba.