Non. Mis à part que les deux soient apparus presque au même moment, ceci est une coïncidence. Presque tous les pays du monde recensent des cas de Covid-19, alors que la plupart n'ont pas encore la 5G. C'est d'ailleurs ce que l'OMS rappelle sur son site.
D'où vient alors cette idée ? Eh bien, c'est à cause d'une vidéo affirmant que le virus se propage par les ondes et les réseaux mobiles que la rumeur est sortie. Cette vidéo qui est le fruit d'une théorie du complot a été visionnée des centaines de milliers de fois.
Misy ifandraisany ve ny 5G sy ny valanaretina coronavirus ?Â
Tsia, fa saika nifandraika ny fotoana nimpoiran'izy ireo. Fifandrifin-javatra fotsiny izany. Ahitana ny aretina COVID-19 manerana firenena maro eran'izao tontolo izao nefa ny sasany tsy misy 5G. Izany mihitsy no ampatsiahivin'ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana ao amin'ny tranon-kalan'izy ireo.
Avy aiza ary izany hevitra izany ? Horonantsary iray nilaza fa miparitraka amin'ny alalan'ny onja sy ny tambajotram-pifandraisana ny tsimokaretina. Niparitaka avy eo ny tsaho. Efa voajery in-jato amby arivo io horonantsary io izay vokatry ny « théorie du complot ».