Le fait de porter le masque pendant que nous sommes en activité peut nous faire transpirer sous cet accessoire. Les petits frottements sont susceptibles de provoquer des petites irritations cutanées.  Sous le nez, autour de la bouche ou encore sur le menton sont les zones du visage les plus concernées. Bien évident les réactions sont différentes d'une personne à une autre. Avec le masque notre peau respire moins bien. N'hésitez pas à l'hydrater, elle vous en remerciera !
Manimba hoditra ve ny fanaovana arovava ?
Mahatsemboka ny manao arotava rehefa sady manao ny asa aman-draharaha amin'ny andavanandro. Mety hitarika hirifiry ny kasokasoka kely ateraky ny arovava amin'ny hoditra. Faritra eo amin'ny tava voakasika indrindra amin'izany ny eo ambanin'ny orona, manodidina ny vava na eo amin'ny saoka. Mety tsy hitovy aloha ny fiantriakany eo amin'ny tsirairay. Tsy afaka miaina tsara ny hoditra rehefa manao arotava. Aza misalasala ny manamandina ny hodi-tavanao, hitanao fa ho faly amin'izany izy.