COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©AlexanderStein / Pixabay
Manger du chocolat fait du bien.

Santénaka : Les méfaits du chocolat et les aliments boosters de mémoire

Le chocolat est excellent pour la mémoire en plus d’être un anti-stress et un antidépresseur. Manger trop de chocolat peut entraîner la constipation, et des allergies à ceux qui ont le foie fragile, selon l’explication du Docteur Rachel Razanajoary.

Les fruits de mer, les fruits et légumes, les légumineuses, le sésame, les abats, le chocolat, les produits laitiers constituent de bons boosters de mémoire. Pour avoir des résultats efficaces, ils devraient être pris pendant la préparation des examens ou tout au long de la vie, affirme Fanjaharitiana Ramanantsoa, mais pas uniquement au moment des épreuves.



Marobe ireo voka-tsoa azo avy amin’ny fihinanana sokola : mampitombo ny fitadidiana, manampy ny olona mba tsy ho tratran’ny fahaketrahana ara-tsaina, ary miaro amin’ny rarin-tsaina.....Mampitohana ihany koa nefa ny fihinanana azy be loatra ary miteraka loza ho an’izay tsy mahazaka sy ireo manana aretin’aty, araka ny fanazavan’i dokotera Rachel Razanajoary.

Tsy ny sokolà ihany no manampy amin’ny fitadidiana, fa misy koa ny hazan-dranomasina, voankazo sy legioma, voamaina, taovan-kena, vokatra avy amin’ny ronono, sesame, sns. Tokony amin’ny fotoana hanomanana ny fanadinana na mandritra ny androm-piainana mihitsy no hihinanana an’ireo sakafo ireo araka ny fanazavan’i Ramanatsoa Fanjaharitiana. Mahatsara ny fitadidiana ny fihinanana fanfody mampitombo fitadidiana fa saingy mety hisy banga izany raha tsy mandray azy io avy eo.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 06 Fandaharana - Santenaka - MEMOIRES

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter