Non. Lingettes, spray ou encore bidon de produit désinfectant, le choix est large.
Mais attention ! Lisez bien les informations sur les emballages, certaines lingettes par exemple, sont uniquement nettoyantes – hygiéniques, et donc, ne vous débarrasseront pas du coronavirus.
Pareil pour les produits nettoyants bactéricides pour votre maison, pour le moment aucune étude scientifique n'a prouvé l'efficacité de ce type de nettoyant.
Pour être sûr de tuer le coronavirus, s'il peut être chez vous, utilisez une solution avec minimum 70% d'alcool ou de l'eau de javel diluée à 1% !
Â
Azo anadiovana tsara ireo zavatra fampiasantsika amin'ny andavanandro ve ny lingette sy ireo fanadiovana hafa ?
Tsia. Betsaka ireo azo anadiovana ny fitaovana fampiasa amin'ny andavanandro fa mila mitandrina isika. Mila vakiana tsara ny fonony fa ny sasany amin'izy ireny natao hamafana ihany fotsiny sy hanesorana ny loto fa tsy manà la otrikaretina. Noho izany tsy mahafaka coronavirus.
Toy izany koa ireo fanadiovana trano sasany izay manala ny bakteria ihany fotsiny. Tsy mbola nisy fikarohana siantifika nanambara fa mahafaka coronavirus izy ireny.
Mampiasà fanadiovana misy alikaola 70% farafahakeliny na eau de javel mifangaro ny 1%ny mba ahazoana antoka fa maty tokoa ilay coronavirus.