Et bien, c'est à cause de la quantité d'alcool qu’ils contiennent que les gels hydroalcooliques assèchent la peau des mains. Pour diminuer cet effet, le mieux est de choisir une solution qui contient un hydratant, par exemple l'aloe vera.
Sachez que certains parfums que les fabricants ajoutent peuvent également irriter la peau. Un conseil : n'hésitez pas à vous hydrater les mains à l'aide d'une crème quelques fois dans la journée.
Fa maninona no maha maina tanana noho ny savony ny gel hydroalcoolique ?
Satria be alikaola be ny gel hydroalcoolique. Ny alikaola nefa tena manamaina tanana be. Tsara raha misy akora manamandina toy ny vahona no miaraka aminy mba tsy hahamaina be ny tanana.
Fantaro fa manimba tanana ny hanitra ataon'ny mpanamboatra sasany amin'ireny. Ity misy torohevitra : aza misalasala manamandina tsindraindray ny tananao amin'ny crème ao anatin'ny tontolo andro.