La journée internationale des gauchers est célébrée chaque 13 août depuis 1976. Beaucoup ont tendance à penser qu’être gaucher est un handicap. C’est l’une des raisons de l’origine de cette journée particulière. Bien qu’ils soient peu nombreux par rapport aux droitiers, certains parents et enseignants imposent parfois aux enfants gauchers l’écriture à partir de la main droite. Pourtant, cette obligation peut constituer la cause pour laquelle ces enfants rencontrent parfois des difficultés scolaires, selon la psychologue clinicienne, Holitiana Rajaonarivony.
Andro iraisam-pirenena ho an’ny olona kavia ny 13 aogositra. Isan’ny anton’io fankalazana io ny fiheveran’ny olona sasany fa kilema ny maha kavia. Ary misy ireo ray amandreny sy mpampianatra no manery ny zanany hivadika ho kavanana noho izany. Raha ny nambaran’i Holitiana Rajaonarivony, psychologue clinicienne dia efa voajanahary ny maha kavia ka tsy tokony ho terena ny ankizy hivadika ho kavanana fa manjary misy voka-dratsiny izany, toy ny fahasahiranany amin’ny fianarana.