Après plusieurs mois de maladie, de nombreux hôpitaux dans le monde ont vu apparaître, chez certains malades, la perte de cheveux. Aucune étude formelle n'a été faite mais plusieurs médecins, notamment aux États-Unis, ont rapporté que leurs patients perdaient leurs cheveux.
Selon les experts, il n'y aurait pas de quoi s'affoler. La chute de cheveux proviendrait sûrement du stress et serait normalement provisoire.
Ce symptôme démontre néanmoins l'impact physique et psychologique que subissent les patients, surtout lorsque la maladie dure plusieurs mois.
Anisan'ny fambaran'ny covid-19 ve ny fihitsanan'ny volo ? Taorinan'ny nitsaboana marary nandritra ny volana vitsivitsy izay, maro ireo mpitsabo nahatsikaritra fihitsanam-bolo teo amin'ireo marary. Tsy mbola nisy fikarohana lalina mahakasika izany, nefa betsaka ireo mpitsabo, indrindra fa any Etazonia, nilaza fa mihitsana ny volon'ireo marariny Tsy misy ahiana ny momba izany araka ny voalazan'ireo manampahaizana. Mety ho vokatry ny rarin-tsaina ilay fihitsanambolo ary tokony tsy haharitra. Mampiseho ny fiantraikany ara-batana sy ara-tsaina eo amin'ny marary io fambaran'aretina io, indrindra moa raha efa naharitra ela ilay aretina.