La contraception permet de choisir le moment propice pour concevoir un enfant. De plus, la régulation des naissances est un moyen d'assurer un bel avenir à sa progéniture mais également la sérénité aux parents. Il est important de choisir la méthode qui correspond le mieux à chacune car chaque femme est différente. La sage-femme Morie Dedère Soanôsy nous éclaire sur ce sujet.
Ny fandrindram-piterahana, araka izany anarany izany, dia fomba iray entina handrindrana ny isan'ny zaza ateraka. Ny antony dia ny mba hanomezana ho avy ho an'ny zaza sy filaminan-tsaina ho an'ny ray aman-dreniny. Saingy tokony ho safidiana tsara ny fomba mety amin'ny tsirairay satria samy manana ny toe-batany ny vehivavy. Rasazy Morie Dedère Soanôsy no hanome fanazavana bebe kokoa ny momba izay.