Y a-t-il un risque de contracter la covid-19 dans un avion ?
Dans un avion en plein vol, 30 à 50% de l'air se trouvent directement expulsés vers l'extérieur. Comment ?
L'air intérieur se trouve recyclé à partir d'un système ultra-performant semblable à celui utilisé dans les hôpitaux ou dans les laboratoires dédiés aux recherches. L'air ne circule jamais entre les rangées de l'appareil.
La partie filtrée est redistribuée par des conduits au niveau du plafond. Cela signifie que la diffusion ne se fait ni d'un rang à un autre, ni de l'avant vers l'arrière de l'avion.
Sachez aussi que l'air se trouve totalement renouvelé de 20 à 30 fois par heure. Selon plusieurs chercheurs, le risque de propagation du coronavirus à bord des avions serait donc quasi nul.
Mety ho voan'ny covid-19 ve raha ao anaty fiaramanidina ?
Mivoaka any ivelany ny 30% hatramin'ny 50%n'ny rivotra ao anaty fiaramanidina eny amin'ny habakabaka.
Amin'ny fomba ahoana ?
Miodina amin'ny alalan'ny milina avo lenta toy ny any amin'ny hopitaly sy laboratoara fanaovana fikarohana ny rivotra ao anatin'ny fiaramanidina.
Mizarazara amin'ny alalan'ny fantsona ao amin'ny valindrihana ny rivotra voasivana. Midika izany fa sady tsy makany aloha sy ariana na ireo laharan-tseza ny rivotra.
Fantaro ihany koa fa havaozina in-20 na in-30 eo ilay rivotra ao anatin'ny ora iray. Tsy misy fomba hiparitahan'ny coronavirus noho izany ao anaty fiaramanidina araka ny nambarana mpikaroka maromaro.