L’alcoolisme est l’addiction à l’alcool. Il est considéré comme une maladie parce que la surconsommation d’alcool peut endommager les organes internes comme le foie et l’estomac. Il peut également causer des dommages cérébraux.
Ny « alcoolisme » dia ny fiankinan-doha be loatra amin’ny alikaola. Aretina izy io satria ny fisotroana alikaola be loatra dia manimba ny taova anaty toy ny aty sy ny vavony. Mety hanimba ny atidoha ihany koa izany.