Quel est l'ordre d'apparition des symptômes du coronavirus ?
Pour rappel, la covid-19 entraîne plusieurs symptômes : la fièvre, la toux, l'état grippal, les problèmes intestinaux, etc...
Depuis plusieurs mois, les chercheurs, notamment chinois ainsi que l'OMS, ont un peu plus de recul, notamment pour savoir dans quel ordre les symptômes apparaissent.
La réponse ?
Le coronavirus commence par se manifester par de la fièvre. Les malades souffrent ensuite de toux et de courbatures. Ensuite arrivent les nausées et les vomissements et, enfin, la diarrhée et la perte du goût et de l'odorat.
Toy ny ahoana ny filaharan'ny fisehon'ny soritr'aretin'ny coronavirus ?
Ho fampatsiahivana, mitarika soritr'aretina maro ny Covid19 : fiakaran'ny hafanana, kohaka, serena, aretin-kibo, sns...
Nandritra ny volana maro izay, afaka nanao tsinjolavitra momba ny coronavirus ireo mpikaroka indrindra moa fa ireo sinoa sy ny fikambanana irasam-pirenena ho an'ny fahasalamana ary nahita ny filaharan'ny fisehon'ny soritr'aretina.
Toy ny ahoana ary ?
Miatomboka amin'ny fiakaran'ny hafanana ny coronavirus. Mikohaka sy folapolaka ireo marary avy eo. Maloiloy ary tena mandò mihitsy aorian'izay. Mivalana ary tsy mahare fofona sy tsiron-kanina intsony izy ny farany.