Si vous ne sortez pas de votre maison et que vous n'avez pas de contact avec d'autres personnes, vous ne pouvez pas transmettre ou attraper la covid 19.
Néanmoins, se laver les mains souvent et efficacement reste une bonne habitude à prendre en tout temps et pas seulement pendant une pandémie telle que celle que nous traversons depuis plus de 5 mois.
Par contre, si vous sortez de chez vous ou si vous avez été en contact avec une personne ou avec un objet potentiellement contaminé, vous aurez déjà acquis un bon geste d'hygiène des mains.
Maninona no zava-dehibe ny manasa tanana matetika na mijanona ao an-trano aza ?
Raha sady tsy mivoaka ny trano ianao no tsy mifandray amin’ny olon-kafa any ivelany, tsy afaka mamindra na ifindran’ny covid-19.
Tena tsara hatao fahazarana nefa na tsy amin’ny vanim-potoanana valan’aretina toy izao iainantsika nandritra ny 5 volana izao ny fanasana tanana.
Izany hoe raha nivoaka ianao ka nifampikasoka tamina olona na zavatra mety hitondra tsimokaretina, dia zary mandeha ho azy aminao ny fanasana tanana.