La montée de température est uns des principaux symptômes de la fièvre. Cela est parfois suivi de grelottement, de sensation de froid, de courbatures. Les symptômes sont différents pour chaque individu. Mais saviez-vous qu'elle est une alliée et un moyen de défense de notre organisme ? Le Dr Fenitra Rakotonirina nous donne de plus amples explications là -dessus. Quant au Dr Lucien Bezara, il nous informe sur ce qu'est la fièvre typhoïde.
Ny fiakaran'ny hafanan'ny vatana no fambara voalohany ahalalana ny fisian'ny fanaviana. Misy fambara hafa koa anefa miaraka amin'io toy ny fangovitana, ny fahatsapana fa mangatsiaka, sy ny maro hafa. Fa fantatsika ve anefa fa fomba iray entin'ny vatana miaro tena amin'ny mikraoba miditra ao anatiny io fanaviana io ? Ny Dr Rakotonirina Fenitra no hanazava bebe kokoa ny momba izay. Ny Dr Bezara Lucien kosa no hitondra amintsika ny tsara ho fantatra mikasika ny tefoedra.