COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Dr Holitiana Rajaonarivony Rabarison, psychologue clinicienne et psychothérapeute.

SantéNakà: La maîtrise et le traitement du stress sont essentiels pour avoir une bonne mémoire

75% des étudiants ont des problèmes de mémoire, selon les résultats d'études d'un cabinet d'assistance aux difficultés scolaires. C'est ce stress qui pousse les élèves à souffrir de tendance à la paresse et de difficultés à mémoriser les éléments essentiels quant à leurs études. Face à cela, l'alimentation est un facteur non négligeable et qu'il faut prioriser. Il faut, par exemple, consommer cinq fruits et légumes par jour. La banane la vertu de procurer des éléments organiques utiles au cerveau, d'après le psychologue Samy Randrianavahy. Le fait de boire assez d'eau et d'avoir une bonne nuit de sommeil réduit également le stress. Nous verrons aussi dans santénaka pourquoi certaines personnes ont peur et sont stressées face à la pandémie de la covid-19 avec le Dr Holitiana Rajaonarivony, psychologue clinicienne.



Anisany manampy amin’ny fitadidina ny fandaminana ny rari-tsaina

Manana olana amin’ny fitadidiana avokoa ny 75 % amin’ireo mpianatra, raha ny antontan’isa navoakan’ny « cabinet d’assistance aux difficultés scolaire ». Izay mahatonga ny mpianatra kamokamo hitadidy ireo zavatra tokony ianarana. Izay maro ny kipotsopitsony @ izany ka tsy tokony adinoina ary omena lanja. Manoloana io olana amin’ny fitadidiana io, anisany mitondra fanatsarana amin’ny fitadidiana voalohany ny fomba fisakafoanana, mila arindra sy voalamina. Ohatra amin’izany ny fihinanana karazana voankazo. Toy ny akondro izay manatsara ny atidoha raha ny nambaran’i Samy Randrianavahy hatrany izay psykology. Nanampy ihany koa izy fa ilaina ny misotro rano sy ny fahaizana mandrindra ny torimaso ary mila arindra ihany koa ny rari-tsaina ka ny fandaminana ny fifandraisana sy fifankahazoana amin’ny afa no tena manampy amin’izany. Mba hisian’ny fitonian-tsaina sy ny farisihana eo amin’ilay mpianatra. Izay manatsara ny ati-doha sy ny fitadidiana.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 28 Fandaharana SANTENAKA MEMOIRE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter