Parlons des problèmes de cœur dans Santénaka mais du point de vue médical. Qui n’a jamais eu de palpitations ? Lorsque le battement du cœur est anormal, le docteur Maminiaina Raminoarisoa conseille des régimes alimentaires adaptés. La spasmophilie se trouve aussi être l’une des causes des palpitations. Comment un spasmophile peut gérer ses spasmes ? Le docteur Nivomahaly Dinah Ranaivoarison répond à la question.
Anisan’ny mahatonga ny fiemponempon’ny fo ny spasmophilie. Fa mifandray amin’ny aretin’ny fo ireto toe-batana ireto amin’ny ankapobeny. Ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana dia manampy amin’ny fifehezana azy. Izay no hozaraina ato anatin’ny Santenaka ka hanomezan’ny dokotera Raminoarisoa Maminiaina sy ny dokotera Ranaivoarison Nivomahaly Dinah fanazavana.