Le massage amincissant fait partie des méthodes clés utilisées pour perdre du poids. En effet, on peut dégraisser toutes les parties du corps qui renferment de la graisse, comme les cuisses, le ventre et les pommes d’amour. Selon les explications de centre de massage Precious Touch by PouNi, les résultats commencent à être perçus à partir de la dixième séance, si vous le faites au quotidien. Bien évidemment, tout le monde peut recourir au massage amincissant, qu’il soit déjà svelte ou en surpoids, qu’il soit en bonne santé ou ayant subi une chirurgie comme la césarienne. Mais dans ce dernier cas, le ventre sera épargné.
A part le massage amincissant, la réflexothérapie est également un outil indispensable pour se porter bien. Par définition, le réflexothérapeute touche, masse les points réflexes qui se trouvent notamment, sous la plante des pieds. La réflexothérapie, selon Jean Bertrand Rabenandro, peut prévenir et/ou guérir une maladie. En même temps, il conseille d’éviter la prise de médicaments chimiques durant le traitement d’une quelconque maladie, et de prioriser la médecine naturelle.
Anisan’ny azo hampienana vatana ny hotra na ilay antsoina hoe « massage amincissant ». Ary azo hahena avokoa na ny sandry, na ny kibo sy ireo sisiny anankiroa, na ny fe ihany koa. Raha ny nambaran’ny avy ao amin’ny Precious Touch by PouNi, dia eo amin’ny folo andro eo no ahitana vokatra, izany hoe mahita fihenana. Ary raha ny nambarany hatrany, dia ny toe-batan’ny olona rehetra dia mety amin’ny hotra mampihena avokoa, na ireo izay efa kelikely fa misy kibo, na ireo olona ngeza be, na ireo olona avy nodidiana saingy amin’ity farany ity kosa dia tsy kitihana ilay faritra avy nodidiana.
Mbola mahakasika izay hotra izay hatrany, manampy betsaka amin’ny fahasalamana ihany koa ny karazana hotra antsoina hoe « réflexothérapie ». Betsaka ny faritra amin’ny vatana azo sitranina amin’ny alalan’ity hotra ity, ary ny mampiavaka azy dia ny faladia no horina, ahafahana manasitrana ireo taova rehetra any anaty ireo, hoy i Rabenandro Jean Bertrand, réflexothérapeute. Nanamarika ihany ko aizy fa tsaratsara kokoa raha fanafody natoraly no hohanina fa tsy simika, na dia samy mansitran aza ny roa tonta.