Vivre sa vie à partir de sa quarantième bougie est relativement difficile car si pour les uns, la crise du milieu de vie s’installe petit à petit, pour d’autres, la ménopause fait progressivement son entrée. D’une manière générale, la ménopause n’est autre que la fin définitive des menstruations. Les ovaires cessent de produire des hormones, notamment due la progestérone et de l’œstrogène qui garantissent la fécondité.
Mais avant d’arriver à ce stade, les femmes franchissent au préalable la pré-ménopause et bien évidemment, des signes avant-coureurs se présentent, selon la gynécologue Volana Ramboangison. Bouffées de chaleur, fatigue, insomnie, réveil matinal ou encore nervosité en font partie. Mais ce n’est pas tout. Selon elle, le cycle menstruel connaît un énorme chamboulement. Tantôt les menstruations tombent à pic, tantôt elles sont absentes. Elles peuvent également être de courte comme de longue durée.
Dès fois, les signes de la ménopause peuvent être confondus avec ceux de la crise du milieu de vie. Selon la psychologue Ny Andy Randrianarisoa, c’est une étape de la vie que tout le monde doit franchir mais il appartient à chacun de décider de subir ou non cette crise de changements. La principale raison de la crise, selon elle, c’est la peur de vieillir. Et cette peur pourrait conduire certains hommes à être infidèles. Néanmoins, la psychologue nous dévoile quelques astuces pour la contourner. Â
Rehefa tonga eo amin’ny fahaefapolo taona miakatra eo ny vehivavy dia miroso amin’ilay fitsaharan’ny fadim-bolana na ilay antsoina amin’ny teny vahiny hoe « ménopause ». Tsy mamokatra ireo singa mampiteraka intsony ny vatany amin’io fotoana io, dia ny progestérones sy œstrogènes izany, ary tsy misy intsony koa ny fadim-bolana mandeha.
Alohan’izay nefa dia misy dingana lalovana, na ilay antsoina hoe « pré-ménopause ». Raha ny fanazavana nentin’ny dokotera Ramboagison Volana, gynécologue, dia mikorontana be ny fadim-bolana mandritra io fotoana io. Indraindray tonga, indraindray tsy tonga, indraindray lava be ilay vanim-potoana, ary indraindray fohy kely. Ao anatin’izay koa nefa dia lasa mora reraka izy, kizitina, mifoha maraina be na tsy mahita tory amin’ny alina.
Fa ao anatin’izay resaka taona sy fiovan’ny toe-batana izay hatrany, ny olombelona rehetra ihany koa, na ny vehivavy na ny lehilahy, dia mandalo amin’ny vanim-potoana manasasaka ny fiainana avokoa. « Crise du milieu de vie » no hiantsoana azy, ary matetika eo ho eo amin’ny fahaefapolo na dimampolo taona eo no fitrangany. Raha ny nambaran’ny psychologue Randrianarisoa Ny Andy, dia mety ho lasa kizitina ihany koa ny tsirairay, mety mihena ny filana ara-nofo na mitombo be ihany koa, ary matetika dia fotoana mampaditra ny lehilahy io. Misy kosa nefa ny vahaolana ahafahana miala amin’izay krizy izay.