Plusieurs études démontrent que 95 % des patients présentant des signes cliniques du coronavirus ont développé des anticorps. Cependant, la réponse immunitaire semble variée, en fonction de la gravité des symptômes de la covid-19. Plus les symptômes seraient graves, plus les anticorps seraient élevés.
Les personnes asymptomatiques montrent une réponse immunitaire plus faible, ainsi qu'une diminution plus rapide du taux d'anticorps après l'infection.
Fikarohana maro no nanambara fa 95%n'ny mararin'ny coronavirus izay misy soritraretina no mamoaka hery fiarovana. Miankina amin'ny sortraretin'ny covid19 eo amin'olona iray nefa ny asan'ireo hery fiarovana. Raha mahery ilay soritraretina, betsaka manaraka izay ihany koa ireo hery fiarovana.
Marefo kokoa izany ho an'ireo olona tsy misy fambara ivelany. Ary mihena haingana kokoa ny tahan'izay hery fiarovana izay aorian'ny nahazoana ilay aretina.