Selon les dernières études, le risque de contracter le coronavirus au contact d'une personne qui ne présente aucun symptôme est faible.
Cependant, beaucoup de personnes atteintes ne présentent que des symptômes discrets. C'est particulièrement vrai aux premiers stades de la maladie. Par exemple, il est possible de contracter la covid-19 au contact d'une personne qui n'a qu'une toux légère mais qui ne se sent pas malade.
Alors, gardez une distance d'au moins 1 mètre entre vous et les autres même si les personnes présentent ou ne présentent pas de symptômes.
Mamindra tsimokaretina covid-19 ve ireo olona tsy ahitana soritraretina ?
Araka ireo fikarohana farany, ambany ny taha hifindran'ny coronavirus avy any amin'ireo olona tsy ahitana soritraretina.
Maro anefa ireo olona voa tsy dia ahitana soritraretina. Marina izay amin'ny dingana voalohan'ny aretina. Ohatra, mety hifindran'ny tsimokarerina covid19 ianao raha mifampikasoka amin'ny olona mikohaka kely, tsy mahatsiaro marary akory.
Dikan'izany, hajao ny elanelana 1 metatra farafahakeliny amin'ireo olona ahitana soritraretina na tsia.