COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Andréa Piaicquadio
L’alimentation d’un enfant assure son bon développement.

Santénaka : L’apparition des dents de lait de bébé et la nutrition de l’enfant de 3 à 6 ans

En général, les dents de lait apparaissent entre le 6 et le 8ème mois du bébé, selon les explications du pédiatre, le Dr Paul TATA. Des perturbations sur la sante du bébé peuvent apparaître en cette période de poussée dentaire. De ce fait, il recommande d’appliquer du miel à la racine des dents du bébé et surtout consulter un médecin.

De 3 à 6 ans, l’enfant peut consommer des repas consistants, explique Fanjaharitiana Ramanatsoa nutritionniste. On peut lui donner de la viande, des œufs, du poisson, des produits laitiers et surtout des légumes et fruits. L’alimentation d’un enfant est importante pour son développement car cela lui donne de l’énergie, développe sa mémoire ainsi que son cerveau.



Amin’ny ankapobeny, eo anelanelan’ny faha-6 ka hatramin’ny faha-8 volany ny zazakely no maniry nify voalohany araka ny fanazavan’i Dokotera Tata Paul, mpitsabo zaza. Mety hisy fikorontanana ny toe-pahasalamany amin’izay ka torohevitra tsara ny fanosorana tantely amin’ny vodinifin’ilay zaza fa indrindra ny fanatonana tobim-pahasalamana araka ny fanazavany hatrany.

Efa afaka mihinana sakafom-pianakaviana toy ny vary sy laoka ny zaza 3 ka hatramin’ny 6 taona, araka ny fanazavan’i Ramanantsoa Fanjaharitiana, mpahay ara-tsakafo. Tokony omena sakafo avy amin’ny biby toy ny hena, ny trondro, ny atody, ny sakafo azo avy amin’ny ronono fa indrindra ny voankazo sy legioma ny zaza amin’izay salan-taona izay araka ny fanazavany hatrany. Antoky ny fitomboan’ny zaza ny fisakafoanana satria mitondra tanjaka sy fahasalamana ho azy ary manatsara ny fitadidiany ihany koa.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 21 Fandaharana - SANTENAKA - DENTS - DE - LAIT - -NUTRITION
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter