L’effet placebo est la sensation de guérison chez les patients. La psychologue Mihanta Ravelonarivo explique que cette sensation est due à la croyance et à l’impression que la simple prescription de médicaments exerce un effet de guérison sur le sujet malade. Par contre, l’effet nocebo est contraire au placebo. Le patient peut ne pas être guéri s’il pense que le médicament qui lui a été prescrit ne peut pas le soigner réellement.
Ny « effet placebo » dia fahatsapana fa sitrana avy hatrany rehefa marary ka nihinana fanafody. Tsy voatery ho nahazo fahasitranana eo noho eo anefa ianao fa mety ho fahatsapana fotsiny ihany izany. Araka ny fanazavan’i Ravelonarivo Mihanta, psikology, dia misy ihany koa ny mifanohitra amin’izany. Ilay atao hoe « effet nocébo ». Izany hoe fahatsapana tsy fahasitranana na dia tokony hanasitrana aza ilay fanafody.