Si vous avez été en contact avec un collègue contaminé ou qui présente des symptômes de coronavirus :
- Premièrement, parlez-en à vos supérieurs hiérarchiques afin qu'ils prennent les mesures nécessaires pour éviter la propagation de la pandémie au sein de votre lieu de travail.
- Deuxièmement, il est fortement recommandé de rester isoler 14 jours chez vous après votre dernier contact avec votre collègue.
- Et troisièmement, faites-vous tester au bout de 7 jours.
Pourquoi au bout de 7 jours ? Et bien parce que selon plusieurs virologues le « test PCR réalisé trop tôt peut être négatif alors que la personne est infectée ».
Inona no atao raha misy mpiara-miasa amiko voan'ny covid-19 ?
Raha efa nifampikasoka tamina mpiara miasa voa na misy soritraretina ianao :
- Voalohany. Resaho amin'ny lehibenao izany handraisany fepetra mba tsy hiparitahan'ny valan'aretina ao am-piasana.
- Faharoa. Tena mila mihiboka mandritra ny 14 andro any an-tranonao ianao taorian'ny fifampikasohana tamin'ilay mpiara-miasa voa.
- Fahatelo. Manaova fitiliana 7 andro taorian'ny fifampikasohana.
Fa maninona no hoe 7 andro aoriana ? Satria araka ny nambaran'ireo manampahaizana manokana momba ny tsimokaretina, mety tsy hamokatra ilay fitiliana raha aloha loatra no atao nefa ilay olona efa mety voa.